Nofinofy mamy: LALATIANA sy RIJA RAMANANTOANINA zoma 18 oktobra
Ao amin’ny Palais des sports indray isika mihaona, tonga maro hiaraka
@Lalatiana sy Rija Ramanantoanina ny zoma 18 oktobra @ 8 ora alina.
Fivarotana ny karatra: Super music Analakely
Tapakila tsotra: 6 000 ar
Réservation gradin : 15 000 ar
Invitation: 30 000ar