MANALA AZY VITA BAC 2019 miaraka @TARIKA MAHALEO

0
3293

📢Ho antsika eto Antsirabe 📢

GASY EVENTS manolotra seho goavana ho anao

Tsy mbola nisy toy ity, fa dia niangarana manokana ianareo

MAHALEO grand complet : MANALA AZY VITA BAC 2019 🎸

Date 2 be izao.

🗓 Zoma 4 Octobre @ 7 ora 30 hariva: Grand cabaret ao @ Le Rêve
🗓 Alahady 6 octobre @ 3 ora tolak’andro : spectacle goavana ao @ kianjan’ny St Joseph

Tadidio ireo daty ireo: Ho avy koa i Fafah Hirevy sy hanala azy miaraka aminareo akama

Tsy miova ny Vidim-pidirana :
🎫 Tapakila ny cabaret ny zoma : 50.000 Ar
🎫 Tapakila ny spectacle goavana ny Alahady: 6.000 Ar

Ho lazaina am fotoana manaraka ny fivoahany tapakila.

Fifandraisana sy Serasera :
☎ +261 33 91 512 74