Tarika VHF ao am CCESCA ny sabotsy 31 aogositra amin’ny 3 ora tolakandro

Tongava maro : Vavaka, hira sy Fiderana miaraka amin’ny Tarika VHF, rahampitso Sabotsy 31 aogositra 2019 ao am CCESCA manomboka amin’ny 3 ora tolakandro.

Tapakila tsotra: 10 000 ar

Réservations: 15 000 ar

MANKASITRAKA