Vazo miteny ao @Alliance francaise Andavamanba ny zoma 26 juillet 2019
Andao hiaraka hankafy « Vazo miteny » ety amin’i Alliance française Antananarivo eee !!! Amin’ny zoma 26 jolay ny fotoanantsika manomboka amin’ny 07 ora hariva.
Levelo, Tarika Jeneraly, Belahy, Ifanihy ary Zandry Gasy no hanafana ny sehatra ao amin’io fotoana io aaann !
Ilazao ny namana, mpiara-miasa, sns…
Vidim-pidirana: 10.000 Ar / 5.000 Ar ho an’ny mpikambana