KALON’NY FANIHY ao amin CCESCA ny Alahady 28 jolay 2019

Fotoanantsika manaraka

Kalon’ny fahiny Naly Rakotofiringa ao amin’ny CCESCA Antanimena ny Alahady 28 Jolay
Miaraka @ : Salomon, Gothlieb, Zozo, Luk, Lilie, Mirana ry Kala vazo , Lily, manomboka @ 3 ora tolak’andro

Vidim-pidirana :

🎫Billet simple : 25.000 Ar
📍Nect’Art Ankaditapaka
🎫Réservation : 30.000 Ar
📍Nect’Art Ankaditapaka

Fifandraisana sy serasera :
☎ +261 33 91 512 74

Mivoaka ny alakamisy izao ny tapakila