ALIN MPIKABARY MALAGASY ao am Carlton ny zoma 28 jiona @8 ora alina
Ny fikambanana mpikabary malagasy dia manolotra ho antsika : Alin’ ny mpikabary malagasy, anio zoma 28 jiona manomboka @ 8ora alina mandra-maraina.
Mpanafana ny lanonana: SANDA MOZIKA
Fanazavana fanampiny : + 261 34 04 188 97 / + 261 32 45 140 38
« Izay tia ny tenindrazany, tia ny tanindrazany »