CONCERT DE LOUANGE « Midera Mizara » au St Michel Amparibe le 30 mai

0
2946
Rate this post

CONCERT DE LOUANGE « Midera Mizara » au St Michel Amparibe le 30 mai.

Chaque année Esic Choir organise un concert de louange. Cette année , »Midera Mizara » sera  au profit des jeunes filles de l’Akany Avoko Faravohitra.

Ce jeudi 30 mai 2019 à la grande chapelle St Michel Amparibe de 15h07.

Guest: Chorale Vohitraivo

ENTREE LIBRE -VENEZ NOMBREUX

Toy ny isan-taona dia mikarakara concert de louange izahay ato amin’ny Esic Choir. Mitondra ny lohateny hoe « Midera,

Mizara izy amin’ity taom-pihirana vaovao ity ary somary hiavaka satria entina hanampiana ireo tovovavy avy ao amin’ny

Akany Avoko Faravohitra izy io.

Ny Alakamisin’ny Ascension, 30 May 2019 no hanatontosaina azy ao amin’ny Grande Chapelle St Michel Amparibe,

manomboka amin’ny 3 ora sy 7 minitra tolakandro.

Tsy misy vidim-pidirana fa rakitra no ho tatazana.

Entano ary ny tapaka sy namana fa hiaraka hidera an’Andriamanitra an-kira isika! ♥