DIHY KAROKA ny Alahady 6 Janoary 2019 @ 2 ora sy sasany tolak’andro.
Seho iray entina hifampiarabana @ taona 2019. Handrafitra ny rindran-tseho ao ny Sora-dihy sy ny
Fehezan-dihy toy ny dihy mafana, dihy an-dRenivohitra, dihy ankehitriny, dihin’olon-droa sy ny maro
hafa.
Manome fotoana ho antsika ary
Alahady 6 Janoary 2019
Cendrillon Soavimasoandro
@ 2 ora sy sasany tolak’andro
Filankevitra :+261 34 01 569 21